Somambisamby
🎸 Afinador de guitarra
—
Tocá una cuerda para oír el tono, o activá el micrófono
Afinación:
Estándar
El micrófono pide permiso y requiere https. Los tonos funcionan siempre.
Acordes de esta versión · tocá uno para verlo grande, deslizá para otras posiciones
Espacio publicitario
F F Somambisamby re ry lahy e , toy ny andro diavolana F F Ka ontsaontsa ny fanahy, fa maro ny olana G G Manembona ny any aminay , tanàna tsy foina G G Mahatsiaro ireo havanay, tsy hay hadinoina , mba jerijereo C C F G Mba jerijereo ny tananàntsika , aza avela hangina , aza avela hangatsiaka F Em G C F Em G C Fa mbola ho tonga indray androany , hitondra ny soa , hitondra ny mamy F Em G C Hirongo tantely ,hirongo vilany F F Toa mateti-pihavy kanefa ilay ora-panala F F Ka lasa ny saina miantefa hamangy ny malala G G Ka lavitra anefa ny any ,toa saro-banjinina G G Ny sento no hampitaina any , veloma masìna ô C C F Veloma masìna ,veloma ry tiana G Alao ny alahelo handao ny akiviana F Em G C F Em Fa mbola ho tonga indray androany G C Hitondra ny soa , hitondra ny mamy F Em G C Hamafa tomany ,hamafa vinany F F Na dia maro aza ny zava-midona, aza atao mampifezaka F F Aza kivy na very finoana ,mandehana manezaka G G Ao anatin' ny ngidy ny mamy, ka saro-takarina G G Misy ny ambony ,misy ny ambany , izay no marina fa ny ady tsy vita C C F Ny ady tsy vita fa mbola hitohy G Ny mety tafita ,raha mamohifohy F Em G C F Em Ka raiso ny ampinga, raiso ny hery G C Handresy ireo kinga , tsy maneritery F Em G C Handrava fanànana, hamokatra fery

♪ Ver todas las canciones de Mahaleo ›
⚑ ¿Faltan acordes en esta canción? Avisanos
Si la canción tiene acordes solo en una parte (o hay algo mal), contanos y lo completamos.