Isekely
🎸 Afinador de guitarra
—
Tocá una cuerda para oír el tono, o activá el micrófono
Afinación:
Estándar
El micrófono pide permiso y requiere https. Los tonos funcionan siempre.
Acordes de esta versión · tocá uno para verlo grande, deslizá para otras posiciones
Espacio publicitario
Verse 1 Dm Isekely ihany Gm no mba mamiko C Faniriko F hatry ny elabe Dm Masoandroko Bb fifaliako Gm Ka tsy mety C hoadinoko Verse 2 Dm Isekely ihany Gm no fitaratra C Itarafana F ny fiainana Dm Na ny masonao, Bb na ny tsikinao Gm Manome C fanantenana Chorus F Mba C omeo F sary Ataoko ambany C ondana Dm Hiantsoana ny Bb nofy Nofinofin-tsika Gm roa Verse 3 Dm Misy zavatra tsy Gm laitrako C Manahirana ny F saiko Dm Tsy mampatory Bb andro aman'alina Gm Fa mampifoha C maraina Verse 4 Dm Tsy maintsy Gm hianatra C maraina Mbola F hiverina Dm ny hariva Dia Bb hitsena, sy hanatitra Gm Sao misy C manadala Chorus F Mampivezivezy C Ianao sy ny F fianarana C Nefa ny Dm fiainana Bb Tsy vitan'ny Gm fitiavana Verse 5 Dm Isekely nefa tsy Gm foiko C Na dia mampijaly F foana Dm Ianao no kintana, Bb Ianao no volana Gm Fanilon'ny C foko Verse 6 Dm Isekely no mba Gm secret -ko C Tsy lazaiko an'iza F n'iza Dm Hanamboarako Bb hamoronako (hanoratako) Gm Hirahira C vaovao Chorus/Outro F Toa C voninkazo F Mbola ho ela C vao halazo Dm Ilay fitiavako Bb Ny fitiavako Gm anao

♪ Ver todas las canciones de Mahaleo ›
⚑ ¿Faltan acordes en esta canción? Avisanos
Si la canción tiene acordes solo en una parte (o hay algo mal), contanos y lo completamos.